Hira faneva zato taona Ekar Anosisoa

Antokom-pihira Vetson'i Siona

Hira faneva zato taona Ekar Anosisoa


ref : Zato taona, zato taona ee - Ny Fiangonanay
Zato taona, zato taona ee - Nampifandray anay
Rehefa mibebakka ianao; Hamafiso ny ralahinao
Hisantarana ’lay paradisa; Fahasambarana tsy hita isa.


I - Faly sy ravo izahay ry Ray
Noho ireo soa noraisinay
Tamin’ny Fiangonanao antaonany maro hatramin’izao.


II - Koa indro ‘zahay miara-mankalaza
Manolotra saotra ho fitanan-kaja
Ny Fo Masin’I Jesoa Mpiaro ny Ekar Anosisoa a…


III - Reo taona maro mbola hifandimby
Omeo anay sy ny fara-mandimby
Rotsao ny fahasoavanao mihavosa
Ny finoanay zay mbola osa


·