HIRA FANEVA
APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)
HIRA FANEVA
Mitsangana ry Antsam-piderana
Asndrato ny feo maminao
Ankalazao sy hobio Andriamanitra
Tolory haja I Jesoa
Ary ny Fanahy Masina
Fa I Jesoa Kristy no lalana
Makany amin’ny Ray sy fahamarinana
Ary izy koa no tena fiainana mandrakizay
Mijoroa ry mpanaraton’I Jesoa
ho mpanazava ny finoana
tario an-kira ny famonjena, fitiavana
anbarao , tantarao fa mahay Andriamanitra