Hiova

ETHANNE Groupe

Hiova


1-Nilomanosako ireo ditra sy ny adalana
Tsisy tsy nataoko avokoa ireo karazam-pahotana
Nandramako avokoa fa tsy nisy nahasoa
Kanjo fahoriana lava no niainako


Nilomanosako ireo ditra sy ny adalana
Tsisy tsy nataoko avokoa ireo karazam-pahotana
Nandramako avokoa fa tsy nisy nahasoa
Kanjo fahoriana lava no niainako


Ref:“Mahatsapa ireo ratsy vitako aho ka manenina
Raha sitrakao ry Ray anio dia hiverina Aminao
Mahatokisa manomboka anio fa hiova aho
Tsy hamerin’intsony ireo ditrako hatrizay


    Mahatsapa ireo ratsy vitako aho ka manenina
Raha sitrakao ry Ray anio dia hiverina Aminao
Mahatokisa manomboka anio fa hiova aho
Tsy hamerin'intsony ireo ditrako hatrizay

2-Taty aorina nefa vao fantatra
Fa ny eo akaikinao no mahasambatra ahy
Ireo ditra sy adalana efa nafoiko sy nialana
Ka ’lay fiainam-baovao no fanantenana


Ref :Mahatsapa ireo ratsy vitako aho ka manenina
Raha sitrakao ry Ray anio dia hiverina Aminao
Mahatokisa manomboka anio fa hiova aho
Tsy hamerin’intsony ireo ditrako hatrizay


Manenin’aho ankehitriny,vonon’aho hanaraka Anao
Inty ny foko Tompo รด!ny fiainako Anao manontolo…


Ref : Mahatsapa ireo ratsy vitako aho ka manenina
Raha sitrakao ry Ray anio dia hiverina Aminao
Mahatokisa manomboka anio fa hiova aho
Tsy hamerin’intsony ireo ditrako hatrizay


    Mahatsapa ireo ratsy vitako aho ka manenina
Raha sitrakao ry Ray anio dia hiverina Aminao
Mahatokisa manomboka anio fa hiova aho
Tsy hamerin'intsony ireo ditrako hatrizay

Mahatokisa manomboka anio fa hiova aho.....

A/C:Tahina sy Tsihory


·