Hihira mandrakizay

Antsan'ny Fiorenana (feat Rojo Ny Avo)

Hihira mandrakizay


Mpanjaka sy Tompo Izy e!, nanao izao rehetra izao.
(Mpanjaka sy Tompo Izy e!, nanao izao rehetra izao.)
Mahagaga ny asany, lehibe ny fitiavany e!
(Hanandratra Azy izahay, hihira mandrakizay.)


Mpanjaka sy Tompo Izy e!, nanao izao rehetra izao!
(Mpanjaka sy Tompo Izy e!, nanao izao rehetra izao.)
Mahagaga ny asany e!, lehibe ny fitiavany e!
(Hanandratra Azy izahay, hihira mandrakizay.)


Andriamanitra lehibe!
(Mendrika ho deraina, sy ankalazaina,)
Mahery!
(hihira aho mandrakizay.)
Mpanjakanay Izy e!,
(Mahery…)
Mpamonjinay Izy e!
(…Izy e!)
Ho deraina sy hankalazaina mandrakizay!
(Hihira mandrakizay)


Andriamanitray mahery e!
Mendrika ho deraina, sy ankalazaina,)
Lehibe!
(hihira aho mandrakizay.)
Asandratray Izy e!,
(Mahery…)
Amponay foana Izy e!
(…Izy e!)
Tsy miova omaly sy anio mandrakizay!
(Hihira mandrakizay)


(Mpanjakanay Izy e!)
Mpanjakanay Izy e!
(Mpamonjinay Izy e!)
Mpamonjinay, Mpamonjinay Izy e!
(Asandratray Izy e!)
Eeeh!!
Ho deraina sy hankalazaina mandrakizay!
(Hihira mandrakizay)


(Mpanjakanay Izy e!)
Mpa..njakanay!!
(Mpamonjinay Izy e!)
Mpa..monjinay!!
(Asandratray Izy e!)
Asandratray!!
Tsy miova omaly sy anio mandrakizay!
(Hihira mandrakizay)
….
Mpanjaka sy Tompo Izy, nanao izao rehetra izao!
(Mpanjaka sy Tompo Izy e!, nanao izao rehetra izao.)
Mahagaga ny asany, lehibe ny fitiavany e!
(Hanandratra Azy izahay, hihira mandrakizay.)


Eh!,Mpanjaka sy Tompo Izy e!, nanao izao rehetra izao!
(Mpanjaka sy Tompo Izy e!, nanao izao rehetra izao.)
Mahagaga ny asany e!, lehibe ny fitiavany e!
(Hanandratra Azy izahay, hihira mandrakizay.)


Andriamanitra lehibe!
(Mendrika ho deraina, sy ankalazaina,)
Mahery!
(hihira aho mandrakizay.)
Mpanjakanay Izy e!,
(Mahery…)
Mpamonjinay Izy e!
(…Izy e!)
Ho deraina sy hankalazaina mandrakizay!
(Hihira mandrakizay)


Andriamanitray mahery e!
Mendrika ho deraina, sy ankalazaina,)
Lehibe!
(hihira aho mandrakizay.)
Asandratray Izy e!,
(Mahery…)
Amponay foana Izy e!
(…Izy e!)
Tsy miova omaly sy anio mandrakizay!
(Hihira mandrakizay)


(Mpanjakanay Izy e!)
Mpanjakanay Izy e!
(Mpamonjinay Izy e!)
Mpamonjinay Izy e!
(Asandratray Izy e!)
Asandratray!
Ho deraina sy hankalazaina mandrakizay!
(Hihira mandrakizay)


(Mpanjakanay Izy e!)
Mpanjakanay Izy e!
(Mpamonjinay Izy e!)
Mpamonjinay Izy eh! e!!
(Asandratray Izy e!)
Asandratray!
Tsy miova omaly sy anio mandrakizay!
(Hihira mandrakizay)
….
Mpanjakanay Izy e!
(Mahery…)
Mpamonjinay Izy e!
(…Izy e!!)
Ho deraina sy hankalazaina mandrakizay!
(Hihira mandrakizay)


Asandratray Izy e!,
(Mahery…
Amponay foana Izy e!
(…Izy e!!)
Tsy miova omaly sy anio mandrakizay!
(Hihira mandrakizay)


(Mpanjakanay Izy e!)
Mpanjakanay Izy e!
(Mpamonjinay Izy e!)
Mpamonjinay Izy eh! e!!
(Asandratray Izy e!)
Eh! e!!
Ho deraina sy hankalazaina mandrakizay!
(Hihira mandrakizay)


(Mpanjakanay Izy e!)
Mpanjakanay Izy e!
(Mpamonjinay Izy e!)
Mpamonjinay, Mpamonjinay Izy e!
(Asandratray Izy e!)
Asandratray!
Tsy miova omaly sy anio mandrakizay!
(Hihira mandrakizay)


Ho deraina sy hankalazaina mandrakizay!
(Hihira mandrakizay)


(Mandrakizay.)


·