HIHIRA HO ANAO

Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha

HIHIRA HO ANAO


HIHIRA HO ANAO


N’aiza hisy ahy ry Tompo o !
Izaho hihira ho Anao !
N’inona hiseho eo amin’ny fiainako
Dia samy hiderako Anao


Na ny fahoriana, na ny fifaliana
Dia samy hankalazako ny Anarana Masinao
F’ianao no mahalala izay hieverana ahy
Hitondra fiadanana tsy loza sanatria


Sambatra aho Jesoa manana Anao
Mpamonjy azo antoka
K’indro ity fiainako manombok’izao
Apetrako an-tananao (x3)


A/C : Finaritra Ny Aina
©Kanton’ny Fanantenana


·