HIFO AHO

Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE

HIFO AHO

Solo(Miora) : Ninona ninona izay manjo ahy dia tsy anary toky aho fa mbola eo ny tanana, ny finoko anao ry Ray oh dia ampitomboy sy anjakao ato anatiko

Solo(Tence): Iriko anompona ny anaranao ny andrompiainako rehetra omeko anao tsy misy fetra, iriko iderana ny anaranao ny andrompiainako rehetra omeko anao satria tiko ianao

REf: (CH)Satria velona ianao ry Ray oh, velona ato anatiko ka anjakao ny fanahiko
De ifo aho aitanao ka hamiratra aminy fiainako ny azavanao hamiratra ianao

Solo (Miora) : Na ory ao na tomany dia tsy ho kivy itraka atrany fa mbola eo ny tananao
Ny aretinao hoento aminy ,, ny alaelo tsy zakanao fa izy no anasitrana

·