HIFALY AO AMIN'NY TOMPO
ISAAC DE PAUL
HIFALY AO AMIN’NY TOMPO
I
Hifaly ao amin’i Tompo isika niany e!
Hiara-hanandratra ilay fiderana e!
II
Hadinoy hatreo ireo sento omaly e!
Fa androm-pifaliana ho anao androany e!
III
Raha misy tebiteby ao anaty e!
Eto anio ny Tompo hampandresy e!
Ref:
Fa eto fifaliana sesilany e!
Fanandratana Azy hatrany hatrany e!
Bridge:
Anio dia fandresena e!
Anio dia famonjena e!
Anio dia andro tsara ho anao anio e!