Hiezaka aho
Koike
Hiezaka aho
*Raha izaho no mandinika ny momba ahy
Dia tsisy ny azoko atao
Ka anjakan’ny toetra ratsy aho,
Mba hiezaka aho ny hanadino ireo toetra ratsy
Izay fanaoko hatrin’ny ela
Sao hanenenako ireny.
Ref:
Hiezaka aho, mba hitsinjo ny hiafarako
Haraiko fahendrena ny fahazotoana izay kasaiko
Izany vetsoko ho soratako ka ho hiraiko
Ho hampitaiko am’ireo namako
Ka ho hampihariko. (X2)
….
Ref:… (X2)