HIDERA AN'I JEHOVAH
STK FJKM Ambatomena Antananarivo
HIDERA AN’I JEHOVAH
Hidera an’I Jehovah aho
raha mbola miaina koa
F’Izy no Mpamonjy,
mpanome ny soa
Ny fiainanay rehetra
sy ny asa izay atao
Ianao no mametra,
ka dera ho Anao
N’aiza n’aiza aleha,
n’inona atao
Ny tarigetranay
hanao ny asanao (ry Tompo)
N’inona mihatra,
n’inona manjo
Hidera an’I Jehovah
raha mbola miaina koa