HIDERA ANAO

AMPIZIFA

HIDERA ANAO

Hidera Anao Ray ô! ny foko
Hankalaza Anao izahay Tompo ô!

Midera Anao Ray, mankalaza ny Anaranao izahay
Fihirana vaovao indray: Haleloia no asandratray

Derainay ny Anaranao fa lehibe mendrika ho deraina
Isanandro ambaranay Tompo ô! ny voninahitrao

Isanandro ambaranay Tompo ô! ny voninahitrao…

Hisaotra Anao Ray ô! izahay
Fa lehibe Ianao, mendrika haja

Misaotra Anao koa, noho ireo famonjena vitanao
Manambara izahay fa Mpanjaka Tompo Ianao

Misaotra Anao koa, noho ireo famonjena vitanao
Manambara izahay fa Mpanjaka Tompo Ianao

Derainay ny Anaranao fa lehibe mendrika ho deraina
Isanandro ambaranay Tompo ô! ny voninahitrao

Derainay ny Anaranao fa lehibe mendrika ho deraina
Isanandro ambaranay Tompo ô! ny voninahitrao…

Derainay ny Anaranao fa lehibe mendrika ho deraina
Isanandro ambaranay Tompo ô! ny voninahitrao
Tompo ô! ny voninahitrao
Tompo ô! ny voninahitrao

Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe (AMPIZIFA)

·