HIDERA ANAO

Sekoly Alahady Mpihira Ambohijanaka Fivoarana

HIDERA ANAO



  1. Faly ny foko f’afaka midera,
    Anao Andriamanitro mpanjakako.
    Satria ianao be voninahitra tokoa
    Ka mendrika ny ho asandratray ambony


Ref: *2
Hidera anao aho raha mbola miaina koa.
Hanandratra ambony ny voninahitrao
Ny dera, ny laza, ny saotra
Ho anao Mandrakizay doria



  1. Hefaiko ny voadiko aminao
    Ka hitory ny filazantsara aho
    Ianao jesosy no hanokatra ny molotro
    Dia anambara ny fiderana anao aho.


Ref: *1
Fôlaka
Ref: *2


A/C: Tina RAZAFINJATO


·