Hidera Anao

Feon'Kalvary

Hidera Anao

Hidera Anao Ray, hankalaza Anao koa
Fenoiko hira ny fiainako ankasitrahako Anao
Feo fifaliana no asandratray tsy hiato
Mendrika Anao ireo ry Tompo Avo indrindra x2

Koa raha misy fifaliana hidera Anao, hidera Anao, hidera Anao
Eny na tomany aza, na misy izay mahory koa
Sitraponao ireny mba hahasoa ireo izay tianao,
K’izany indrindra Tompo o, no mbola hiderako Anao

Hidera Anao Ray, hankalaza Anao koa
Fenoiko hira ny fiainako ankasitrahako Anao
Feo fifaliana no asandratray tsy hiato
Mendrika Anao ireo ry Tompo avo indrindra

·