Hidera anao

Ny Antso Fiakarana

Hidera anao


hidera anao mandrakizay ry ray
hankalaza anao izany no fanirinay
fa maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa ianao ry tompo soa


hidera anao mandrakizay ry ray

hankalaza anao izany no fanirinay
fanahy oh, asehoy ny herinao
mifona aho, ny ota vitanay hatrizay
mifona aho, diovy re ka mba sasao

hidera , anao , ry tompo , tsitoa
fa maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa ianao ry tompo soa


n'aiza n'aiza aleha

na toa inona sedra mande
na mbola zaza tokoa
dia tsy anatahotra tsy hiembotra anie

hidera anao mandrakizay ry ray
hankalaza anao izany no fanirinay
fa maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa ianao ry tompo soa
rainay oh


·