HIDERA

Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)

HIDERA


Amin’ny fo no hiderako anao
Ry Jesoa, ‘lay Zanakin’ny Ray
Indreto re ‘zahay, mihoby anao ry Ray
Efa voady e, ka tsy ho avelanay


Indro atolotrany ny hira fiderana
Asandratray ny voninahitrao
Ny fanantenana e, hidera mandrakizay
Ny tanjona dia iray
An-danitra


Amin’ny feo no hikaloako anao
Ry Jesoa ‘lay Zanakin’ny Ray
Omeo ilay Fanahy, Fanahy mba hampiray
Hidera hatrany hatrany
Anio, ho mandrakizay


Indro atolotrany ny hira fiderana
Asandratray ny voninahitrao
Ny fanantenana e, hidera mandrakizay
Ny tanjona dia iray
Ho any an-danitra any


A/C: R.J.E.


·