Hidera

GROUPE MANANDRATRA

Hidera


1- Hidera aho, hankalaza Anao
Ry Raiko tia ahy
Ny nitantananao,
Ny foko sy ny Fanahy


REFRAIN:
“Satria nomenao fahombiazana
Izay niaretako hatramin’izay
Koa misaotra, ny saotra, ny saotra e
No atolotro ho an’ny Ray”


2- Dera laza no atolotro ho Anao
Ry Raiko ho mandrakizay
Raiso izany na dia tsy mba sahy
Fa tanora, Tanora fanahy


Refrain 2 fois
Ouh ouh ouh
No atolotro ho an’ny Ray


A/C: Ezra


·