Hiara Hidera
Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)
Hiara Hidera
Hiara Hidera
Ndao isika hiara hidera, hidera,hidera
Ndao isika hiara hidera, hidera,hidera
Hankalaza Azy Tompo ,fa tsara Izy,
Fa tsara I-I- Izy
Haleloia !…….
Hihira aho,hidera aho ,ankalaza ny Anaranao
Hiantsa ny voninahitrao
Amen !…..