Hianareo no fahazavana
STK FJKM ANOSIVAVAKA
Hianareo no fahazavana
- Hianareo no fahazavana
Fahazavan’izao tontolo izao
Rakotry ny fijaliana
Safotry ny fahoriana
Jamban’ny tsy fahalalana
Refrain:
Mijoroa hanoro ny adidy izay tandrify
Hiambina ny marina hiantra ireo mahantra
Tsy nandala ny fitiavan’i Jeso
Hiahy ny fanahy tsy ho very
Fa hanan-kery
Raiso ny asa fa Jeso homba anareo
- Koa tario izy hanolo-tena
Ho an’i Jeso fa tsy terena
Hampianaro hanetry tena
Hikatsaka ny famonjena
Hahazoany ilay fandresena