HIANAO TOMPONAY

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

HIANAO TOMPONAY


Hianao Tomponay
Sy Andriamanitray
Hianao Tomponay
No mendrika handray ny voninahitra
Sy ny fiderana
Ary ny haja sy ny hery sy fisaorana


Mandrakizay ry Tomponay
Ry Tomponay mandrakizay
Hianao Tomponay
Mandrakizay
Andriamanitray
Hianao ry Andriamanitray
No mendrika ny voninahitra
Hianao ry Tomponay
Hianao Mpanjakanay
Ho mandrakizay Amen


Haleloia
Asandratray ho Anao
Ry Andriamanitray Amen


Andriamanitra no Mpanjaka
Mipetraka eo amin’ny fiandrianany
Lay zanak’ondry eo ankavanany
No mendrika handray ny voninahitra


·