Hianao Jehovah

AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina

Hianao Jehovah


Isaorako Hianao, nihaino ny talaho.
Ny tarainako, fifonako, Jehovah รด !
Hianao no hany mba nitokin’ny foko
ka namonjy ahy.


Hianao no heriko ary koa Ampingako.
Hianao no mandako ary fiarovako.
Dia mifaly ny foko,
ka ny hirako no hiderako Anao.


·