Hialako ny adalana

Feo Fi APU Am

Hialako ny adalana


Hialako ny adalana fa mandoto ny tanàna
Hialako ny adalana dia ny fandikan-dalàna


1- Izao vao tena tsapako tokoa
Hatramin’izay nilako an’i Jesoa
Fa tsy mba misy azo antenaina
Hamelombelona ity aina


Hialako ny adalana fa mandoto ny tanàna
Hialako ny adalana dia ny fandikan-dalàna


2- Henatra sy tahotra no hita
Manoloana ireo zava-bita
Sy ireo fakofakom-pahotana
Izay nentin’i Satana nandravana


·