Hery vaovao

Amboaram-peo Hoby Vontovorona

Hery vaovao


Key F
3/4 mp lento


Fa izay miandry an’ny Ray Tsitoha
Handroso hery tokoa
Izay rehetra mandray an’i Jesoa hanana fiadanam-po


Elatra no hiakarany(elatra no hiakarany)
[S].          nomena hery vao
[A-T-B] ny heriny vaovao


[S]  ‘zay mandray an’i Jesoa
[A]  elatra tahaka ny voromahery, eny elatra no hiakarany
[T]  elatra no
[B] tahaka ny voromahery ny heriny


[S]           elatra no hiakarany
[A-T-B]  Hiakarany


4/4 mf allegro


Hihazakazaka izy nefa tsy ho sasatra
Ka n’aiza n’aiza halehany tsy mba ho reraka


2/4 f vivace
Hamirapiratra amim-boninahitra
Saina sy fo, fanahy
Hanana tanjaka tsy hita faritra
[Hery vaovao] ×3


A/C Hasinanj’Art


·