Henoy ny vavakay
EKSODOSY
Henoy ny vavakay
Ray ô! Henoy ny vavakay
Izay miantso sy mitady Anao
Tsy mba manan-kianteherana intsony
F’Ianao no tanjaka sy hery
Réf:
Asehoy ny voninahitrao
Ka vonjeo izao tontolo izao
Ao Aminao ny harena tsy hita lany
Hanaisotra ny fahantran’ny tany