HENOY NY ANTSONY

GALAF

HENOY NY ANTSONY


1_Efa ela tena efa ela no nandrenesanao
Isan’andro manakoako eo an-tsofinao
’lay feon’Andriamanitra
Manoro sy nananatra
Ny amin’ny fitondrantenanao eo imasony


2_Mandrenesa ka tandremo ny fahendrena
Atongilano ny sofinao ho amin’ny fahalalany
Hieveranao ny tsara, ny fisainana mazava
Fa ny alehan’ny ratsy fanahy
Dia toy ny haizim-pito


_Miova amin’ny fanavaozana
Amin’ny fo sy saina sy fanahy
Havaozy ny fanolorantena
Mba hahazoanao ny famonjena


·