He velona Jesosy Tompo
None
He velona Jesosy Tompo
He! velona Jesosy Tompo!
He! velona ny Tompo
(Niaritra) niaritra ny mafy
Hisolo heloka a! -
(R)- He! velona ny Tompo
Nitsangana Izy izao
Ny heloka rehetra o! ô!ô!
Voasasany avokoa."-
Ilay Jesosy Tompotsika
Nilanja hazo fijaliana
(Ka potraka) ka potraka tsy
nahazaka
Satria reram-pahoriana.-
(R)- He! velona ny Tompo
..ets
Ilay Jesosy Tompotsika
Raha niakatra any an-danitra
(Nanafatra), torio ny filazantsara
Amin’ny olona rehetra.
(R)- He! velona ny Tompo
Nitsangana Izy zao
Ny olona rehetra o! ô!ô!
Voavonjy avokoa.-