He tonga
Antoko Mpihira MORIA
He tonga
He tonga ankehitrio ny andro(Noely) soa tokoa
Mba ho ahy sy ho anao, izao tontolo izao
Izay nampanantena ilay famonjena
Koa raiso ao am-po fa zava-tsoa
Koa mifalia raha sendra ny manjo
F’izy no efa sahy namoy ny ainy ho anao
Ny otanao rehetra, ho efainy tsisy fetra
Ka hadio tsy hisy tsiny amin-dRay