HE TERAKA ANY BETLEHEMA

Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna

HE TERAKA ANY BETLEHEMA


He teraka any Betlehema
Jesosy mpamonjy soa
Tonga izy hitondra famonjena
Ho ahy sy ho anao koa


Refrain:
Koa mifalia izao
Ka derao ny Tompo
Asandrato mafy ny feonao


Ny Tompo avy any an-danitra
No tonga ety an-tany
Ilay zanak’Andriamanitra
No nidina ety ambany


Refrain:
Koa mifalia izao…


Koa mifalia
Ry olona


He falifaly izao ny fo
Sy mirana ko ny saina
Fa fiadanam-be tokoa
Izaho velombelon’aina


Refrain:
Koa mifalia izao…


·