HE TERAKA ANY BETLEHEMA

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

HE TERAKA ANY BETLEHEMA


He teraka any Betlehema
Ny Tompon’i Jerosalema
Ny vilona izay nandriany
Nihobin’ireo anjeliny


Haleloia
Tonga ny Tompo mpamonjiantsika
(Tonga ny Tompo mpamonjiantsika)
Aoka hifaly (sy aoka hidera)
Ankalaza (ny Noely)
Noely (x4)
Hosana (hosana) amin’ny avo
Dera sy laza, voninahitra


Ireo magy dia nanatitra
Ny miora sy ny hanitra
Voaisotra ny helokao
F’efa tonga ny Mpanavotra


Fa isika dia noraisiny
Mba hiombon-dova Aminy
Ary isika koa hianatra
Irony fideran’ny lanitra


Fa isika ho ao an-danitra
Mba ho velona finaritra
Ka hidera ny anarany
Sy hanatrika ny tavany


·