He sambatra aho fa voavonjy
KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
He sambatra aho fa voavonjy
He sabatra aho fa voavonjy
Afaka ny gadrako
‘Zaho zay mpanota, andevon’ota
Nefa voaisa handova lanitra
Oh haleloia sambatra aho Jeso
Sambatra aho fa avotra
Misaotra Anao aho Tompoko
Fa tsy nisainao heloka aho
Nandao ahy reo naman-dratsy
Rehefa tsy nanaraka azy aho
Nefa ny foko resin’ny Tompo
Ka dia natorony lalam-baovao indray
He hitako ny lalan-tsara izao
Ka izorako Jesosy รด
Azoko ny famponjena
Ka dia ho tanako mandrakizay