HE REHAREHANAY

A.SA.FI

HE REHAREHANAY


He reharehanay Jesoa Tompo mpanjakanay
Mpanavotra mahay
Ka ravoravo ny fanahy midera Azy indray ka
Dia asandratrany
He reharehanay Jesoa Tompo mpanjakanay
Mpanavotra mahay
Ka ravoravo ny fanahy midera Azy indray ka
Dia asandratrany
Misaotra Misaotra Tompo ô
Misaotra Anao Jesoa
Fa mahery hoa ny sandrinao e
Lehibe ny fitiavanao


Misaotra Misaotra Tompo ô
Misaotra Anao Jesoa
Fa mahery hoa ny sandrinao e
Lehibe ny fitiavanao


Ry olona navotana ô, ô Mitsangana inanao
O Miarena Izao
Ka midera ny Tomponao Mpanavotra anao
Mpamafa ny helokao


Ry olona navotana ô, ô Mitsangana inanao
O Miarena Izao
Ka midera ny Tomponao Mpanavotra anao
Mpamafa ny helokao


Misaotra Misaotra Tompo ô
Misaotra Anao Jesoa
Fa mahery hoa ny sandrinao e
Lehibe ny fitiavanao


·