He hôsana (3 ème Album)

KTKB (Edena vaovao Morondava)

He hôsana (3 ème Album)


REF : He hôsana ! Isaorana ny Tompo,
Ka hobio ! Derao ny Tompo,
Fa mpamonjy tsy mandao,
Amin’ny loza ‘zay nihatra aminao,
Amen !


1 - ô ! Ry sakaiza mba fantatrao ve ?
Fa Jesosy no tena rehare,
Araho izy fa toky tsy mandao,
Ka mitsiky no hiraina toy izao,


2 - ô ! Mba hevero ny fijaliany,
Nohomboina sy nofantsihana,
Hamonjy anao no zavatra iriny,
Mba hanala ny hota lovanao,


·