HAVAOZY AHO

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

HAVAOZY AHO


Amorony,
Amorony fo madio aho,
Andriamanitra ô !


Amorony fo madio aho,
Andriamanitra ô !
Ary havaozy hiorina marina,
Ny fanahy ato anatiko
Aza manary ahy hiala eo anatrehanao
Ary aza manaisotra
Ny fanahinao masina amiko


Hampodio amiko ny fifaliana
amin’ny famonjenao
Ary tohano fanahy mazoto aho
Dia hampianatra ny olon-diso ny lalanao aho
Ary ny mpanota hampiverenina Aminao


Amorony fo madio aho
Andriamanitra ô !
Ary havaozy hiorina marina
Ny fanahy ato anatiko
Aza manary ahy hiala eo anatrehanao
Ary aza manaisotra
Ny fanahinao masina amiko


Vonjeo ho afaka amin’ny valin-draha Andrimanitra ô!
Hihoby ny fahamarinanao ny lelako
Tompo ô! sokafy ny molotro
Dia hanambara ny fiderana Anao ny vavako


Amorony fo madio aho
Andriamanitra ô !
Ary havaozy hiorina marina
Ny fanahy ato anatiko
Aza manary ahy hiala eo anatrehanao
Ary aza manaisotra
Ny fanahinao masina amiko


Hampodio amiko ny fifaliana
amin’ny famonjenao
Ary tohano, tohano fanahy mazoto aho
Dia hampianatra ny olon-diso ny lalanao aho
Ary ny mpanota hampiverenina Aminao


Amorony fo madio aho
Andriamanitra ô !
Ary havaozy hiorina marina
Ny fanahy ato anatiko
Aza manary ahy hiala eo anatrehanao
Ary aza manaisotra
Ny fanahinao masina amiko


Vonjeo ho afaka amin’ny valin-draha
Andrimanitra ô!
Hihoby ny fahamarinanao ny lelako
Tompo ô! sokafy ny molotro
Dia hanambara ny fiderana Anao ny vavako


Dia hanambara ny fiderana Anao ny vavako


·