HAVA-MALALA
Tarika Hasina
HAVA-MALALA
HAVAMALALA
Ry havamalala manatrika etoana,,
Ela tsy niaona, kanefa tsaroana,,
Misaotra anareo izay nasaina ka tamy,,
Ho ambinin ’ny lanitra, omeny ny mamy,,
Inty re no asa tsy vitan irery,,
Ny firaisana ihany ny antsika no hery..
(Ny soa, ny soa izay nafafy,,
Dia tsy,, tsy ho very maina)
Ny soa izay nafafy,, dia tsy ho very maina,,
Raha mbola mitempo ary koa misy Aina,,,,