Hatramin'izay nidirako skoto ( AIM )

Antilin'i Madagasikara

Hatramin’izay nidirako skoto ( AIM )



  1. Hatramin’izay nidirako skoto,
    Dia faly aho miaraka amin’Ny Tompo
    Ny fiainako no fitaratra,
    Satria izy Tompo no manjaka ao


Fiverenana: Fa skoto ialahy ( ayaya )
Manan-jara soa ( ô ô ô )
Fa skoto ialahy
Mananjara soa




  1. Misaotra Ray, Misaotra Ray,
    Misaotra Ray fa tena tianay
    Tena tianay ny miaraka aminao
    Ny foko atolotro ho anao




  2. Sampana efatra no misy aminay,
    Mavo sy maitso ary koa Mpamakilay
    Ao koa Mpiandalana,
    Satria izy ireo no lohalaharana ao




·