Hatraiza ny Fitiavanao ahy

Fy Rasolofoniaina

Hatraiza ny Fitiavanao ahy


Hatraiza ny fitiavanao ahy
Lazao Hatraiza
Hatraiza ny fitiavanao ahy
Lazao hatraiza


Mbola hiantso ahy hoe zanakao ve ianao?
Refa mitanjaka aho
Itan’izao tontolo izao
Fa maloto, maloto


Ho lany ritra ve ny fahasoavanao
Refa ampetrapetrako Ianao
Satria ny ahy ny aiko atao
Dia mandositra, mandositra


Mbola ho eo anangana ahy ve ianao?
Rehefa tsy mety intsony aho satria leo
Leo ahy sy leo Anao
Tsy matoky, matoky


…injay fa reko Ianao (x3)
Milaza amiko


Fa Ray be fitiavana Ianao
Zanaka famelana heloka Ianao
Fanahy mitantana ahy Ianao


Fikiro aho
Fa tsy mahafikitra Anao
Fikiro aho
Fa tsy mahafikitra Anao
Fikiro aho
Fikiro aho


·