Hatraiza

Reko - Fy & His Band

Hatraiza


Fiverenana: Hatraiza,ny fitiavanao ahy lazao hatraiza..?
Hatraiza,ny fitiavanao ahy lazao hatraiza


Mbola hiantso ahy hoe zanakao ve ianao,rehefa mitanjaka aho,hitan’izao tontolo izao,fa maloto,maloto….
Fiv:


Ho lany ritra ve ny fahasoavanao,rehefa apetrapetrako ianao,satria ny ahy ny haiko atao de ny mandositra,mandositra…
Fiv:


Mbola ho eo hanangana ahy ve ianao?Rehefa tsy mety intsony aho satria leo,leo ahy sy leo anao..Tsy matoky…tsy matoky,hoe
Fiv:
Injay fa reko ianao×3 milaza amiko
Fa Ray be fitiavana ianao,zanaka,famelana heloka ianao,fanahy mitantana ahy,ianao,ianao×2
Fikiro aho fa tsy mafikitra anao,fikiro aho×2


·