Hatanjaho ny finoana

zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana)

Hatanjaho ny finoana


Saronan-drahon’mainty lava ny fiananao,
Tsy misy ny mazava, Misesisesy eo avokoa, rehefa mety ho ady,
Mankarary an-doha,mandratra fo
Tsy misy intsony ny antenaina,reran-tsaina
Fa aiza ihany no hiafarana …


REF:
Aza kivy, hatrakao ny loha
Miady ho anao ilay Ray Tsitoha
Vitany io sady tiany vahana
Oh minoa, aza mianahana
HATANJAO NY FINOANA


Mavesabesatra ny ady, toa voasazy
Mila tsy ho hay lanjaina, any @iza no hitaraina,
Tsy afa miaina, reram-po fa hoaiza mo
efa ilay tanana mahery tsy hamela irery
Jehovah no miady ho anao…


REF: …. Aza kivy sns…


·