Hasambarana be

Rianala fy aro

Hasambarana be


Hasambarana be
Rehefa anilanao malala e
Feno fiadanana e ,voky fahasambarana e
Dia ireo mpanenjika e
Ataontsika any afara e
Hifampitantana e
Hiara-dalana à


Ref: hasambarana be yeh
Rehefa anilanao malala yeh
Dia ireo mpanenjika yeh
Ataontsika any afara a


Na misara-toerana
Lavitra elanelana à
Dia zah mbola tia
Ary koa mankafy
Ny eo anilandry


Ref:hasambarana be…


Hasambarana be
Anilanao malala e


·