Hasambarana

Dédé Fenerive

Hasambarana


Dimy mianaka hono izy ireo
Efa niezaka hatramin’ny ela
Nikaroka momba ny hasambarana
Amin’ity fiainana ity


ref: Iza re,
Iza iza no afaka
Hanambara fa olona sambatra


Iza ary no mba afaka
Hilaza fa hoe tena sambatra
amin’ity fiainana
Sasatra ny mikaroka foana re


ref:


N’aiza n’aiza ary no haleha
Dia tsy maintsy mikaroka foana
Amin’ity fiainana
k’aza dia mba variana loatra re


·