HASAMBARAKO
Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna
HASAMBARAKO
Tsy ho hay adinoina ny fitiavanao
Tsy ho hay ho soloina ny Anaranao
Tsy ho hay tanisaina ny hasoavanao
Sy ireo fambombana avy taminao
Refrain:
Sambatra ny foko manana anao
Manala ireo toloko manome hery vao
Ka tsy ho adinoiko ny fitiavanao
Ianao no hitokiako sy fiainako
Tsy ho hay tanisaina izay nijalianao
Mba hisolo anay na dia tsy mendrika
Niaretanao ny mafy mba ho vonjy ho anay
Ny ranao no nomenao hanadio anay