Hanoratra tantara

Johan blouts

Hanoratra tantara


Midobodoboka ny foko fa mahatsanika rehefa iny enao mibeda ah!
Io tsy tana fa mafana , mitombo ’ndray ‘zao ny hafanana miredareda ah!
Raha iny lanitra iny no manga , noho ianao mamirapiratra isan’andro ah anh !
Feonao malefadefa , mampangoritsana ny vatana tsy aharitraa!


Sintominy amin’ny ‘mbala ‘zah hoe oeny am-parafara!
Hankaton-javaboaary lesy i Madagasikara
Apiny anle fihetsika lay map’taratara
Tendreko ny gitara , d’efa tsofina ny farara
Ankilanao mlamina ah mba marina fahotana
Iriko mba hitohy hatrany , hatreny amin’ny alitara
Lazaiko i mamafara , de ho teneniko i dadafara oe…
Tsofy rano zandry fa hanoratra tantara be…


Hivavahiko mba ho eo foana ianao !
Angalako alalana mihitsy anie ny babanao
Hoe zah ho anao , ho mendrika fa tsy hoe hilalao e!
Hitsiky hatramin’ny kintana ‘zay ao ambony ao e! (×2)


Tsy laingalainga f’enao mihitsy no ankafiziko
Tsy taspé f’enao ankiziko!
Malalako mandramaty , masiso be mafatifaty!
Misimisy no efa hitako , f’enao mihitsy no tiko ho sipako
Maman’ny taranako , ‘zay lalanao de handehanako


Refrain :


Fa lasa lavitra ny foko mitantara !
Nisy anao zah dia hanoratra tantara
Zah mihiniana ! f’enao mlay
Mivavaka ho antsika ho tafaray mandrakizay! (×2)


Fa lasa lavitra ny foko mitantara !
Nisy anao zah dia hanoratra tantara
Zah mihiniana ! f’enao mlay
Mivavaka ho antsika ho tafaray mandrakizay! (×2)


Midobodoboka ny foko fa mahatsanika rehefa iny enao mibeda ah!
Io tsy tana fa mafana , mitombo ’ndray ‘zao ny hafanana miredareda ah!
Raha iny lanitra iny no manga , noho ianao mamirapiratra isan’andro ah anh !
Feonao malefadefaka , mampangoritsina ny vatana , tsy aharitra…
Tsy aharitra….


·