HANDRAY ANAO

Antsan'i Fenomanana

HANDRAY ANAO


Handray anao aho
Handray anao anatin’ny eokaristia
Fo maniry anao no atolotro mba ho fonenanao


Réf: Tsy irery aho, tsy irery aho fa manana anao
Jesoa mamiko, ianao no anjara lovako ooo
Sambatra ny fo fonenanao


Handray anao
Handray anao anatin’ny eokaristia
Fo tsy sasatra no handraisako ny famin-draponao
Réf:…


Handray anao aho
Handray anao anatin’ny eokaristia


Antsan’i Fenomanana
Fo matoky anao hiandrasako ny hiantsonao ahy
Réf:…


·