Handeha hidera ny Tompo
GADHONA ARTISTIKA
Handeha hidera ny Tompo
Couplet 1:
Handeha isika hidera ny Tompo e !
Handeha hankalaza ny Tompo e !
Fa tratry ny toy ny fotoana
Hifaly havanja fa afaka nihaona
Dia ravoravo ny fo sy fanahy
Mitotorebika manao fampitahy
Misaotra ny Tompo Jesoa, mitari-dàlana antsika tokoa
Refrain:
Fiderana mirehareha toy ny solika mampandrehitra
Tena iray ho an’i Kristy isika (x 2)
Ny GADHONA ARTISTIKA no fikambanana (fikambanana)
Mitory sy manambara ny fiadanan’ny Tompo (ny fiadanan’ny Tompo e)
Iraka ho iray ny ho an’i Jesoa (oia) izay efa nanavotra Antsika (x 2)
Feon-kira…
Couplet 2:
Handeha isika hidera ny Tompo e!
Handeha hankalaza ny Tompo e!
Misavononoka ny hafaliana
Fa tojo ny zava-nariana
Hoooooooo Hooo!!!! Ai ai ai ai ai ai ai ai ai….
Sôma sôma sôma !!! Ai ai ai ai ai ai ai ai…
Andao hidera ny Tompo e… Izay…
Refrain:
Fiderana mirehareha toy ny solika mampandrehitra
Tena iray ho an’i Kristy isika (x 2)
Ny GADHONA ARTISTIKA no fikambanana (fikambanana)
Mitory sy manambara ny fiadanan’ny Tompo (ny fiadanan’ny Tompo e)
Iraka ho iray ny ho an’i Jesoa (oia) izay efa nanavotra Antsika (x 2)
Tonony sy feony : Julien RAKOTOAARIJAONA