Hanaraka Anao

Ny Antsa Kids

Hanaraka Anao


HANARAKA ANAO


Na dia mbola zaza aho
Na mbola kely tsy mahay ny atao
Tonga indray mba hanolo-tena
hizara ilay famonjena
Ianao Jesoa no mpamonjy ahy
Manafaka amin’ny fakam-panahy
Hira iray no atolotray
Hanamafy ilay teny


Ref: Hanaraka Anao (hanaraka Anao)
N’aiza n’aiza hitondranao
Hanaraka anao no fanirianay
Anio sy ho mandrakizay
Hanaraka Anao (hanaraka Anao)
N’aiza n’aiza hitondranao
Hanaraka anao no fanirianay
Anio sy ho mandrakizay


Anio izahay hihira indray
Hiteny indray ny hatsaranao
Jesosy o mitoera ao am-po
Ianao tsy mba manam-paharoa
Ianao ianao no ilainay
mba handrindra ny fiainanay
Hira iray no atolotray
Hanamafy ilay teny iray


Ref: Hanaraka Anao (hanaraka Anao)
N’aiza n’aiza hitondranao
Hanaraka anao no fanirianay
Anio sy ho mandrakizay
Hanaraka Anao (hanaraka Anao)
N’aiza n’aiza hitondranao
Hanaraka anao no fanirianay
Anio sy ho mandrakizay


Bridge: Asandratray ny feo hiakatra hanakoako
F’Ianao no Tompo Mpanjaka tena Avo


Ref:


A/C: Sandratra Minohasina


·