HANAMASIN-TENA

ISAAC DE PAUL

HANAMASIN-TENA


Miomana ho amin’ny mandrakizaiko aho
F’efa miandry ahy any ilay toerana
Handao ny etÿ aho, raha tonga ilay fotoana iray
Haneno, ilay trompetra farany


      Hanamasin-tena aho

Voatokana ho anao
Hafoiko ireo ratsy fanao
Sy izao tontolo izao
Hitsena an'i Mpamonjy aho
Hahita an'i Tavany aho
Dia vonona aho, hiakatra
Hitsena an'i Mpampakatra
Ho any Aminy aho.

TSY HO ELA INTSONY IZAY ANDRO IZAY
ILAY FIVERENANY INDRAY
HO AVY HANDRAY AHY IZY
HITOETRA EO ANILANY


·