Hanadino anao

Do Rajohnson

Hanadino anao


Hanadino anao aho
Na ho Mafy aza Ny’ hanavao
Hanadino anao
Satria noho ianao


Hanadino anao aho
Ka tsy hiantso intsony hoe “mba avia
Hanadino anao ka Dia matokia


Famerenana


Hangina aloha
Hangina tokoa
Nefa ho zakaiko


Ireo rediredy nataoko hatrizay
Ho feheziko ho teny iray
Hanadino anao ho mandrakizay


Ireo rediredy nataoko hatrizay
Ho fintiniko ho hira iray
Hanadino anao ho mandrakizay


Famerenana
(….)


·