Haleloia sy Hosana

FEO MIRINDRA

Haleloia sy Hosana


…..Haleloia sy hosana ho anao tomponay
Voninahitra ho anao mandrakizay
Matalanjona tokoa,izany herinao
Miaiky sy midera anao izao tontolo izao…


1-Tompon’ny tompo
Andriamanitra
Nefa dia nanompo,nandao ny lanitra
Fitiavana tokoa ianao ry ray
Mendrika hiankohifanay doria mandrakizay


2-Satriko loatra
Ny ho eo anilanao
Eny ho any ankotra
Antany vaovao
Hiara handova fiainana kanto ho doria
Inona ny ho avaliko Jesosy be fitia


·