Haleloia Midera ...

GAFLI

Haleloia Midera …


Haleloia miderà an’i Jehovah ry fanahiko
Hidera an’i Jehovah aho raha mbola miaina koa
Eny hankalaza an’Andriamanitro aho
Eny hankalaza an’Andriamanitr’aho raha mbola velona koa


Mihobia ho an’Andriamanitra ry tany rehetra (Mankalazà)
Mankalazà ny voninahitry ny Anarany
(Mankalazà Mankalazà ny Anarany)


(Omeo) omeo voninahitra x2
(Izy) izy ho fiderana , ho fiderana Azy


·