Haleloia miderà

Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna

Haleloia miderà


Haleloia miderà ny Ray tsitoha
Asandrato ny feonao
Nirahiny ho anao Jesoa Kristy
Koa mihobia haleloia


Refrain:
Fa mpanjaka ny mpanjaka Ianao
Ary izao rehetra izao Anao
Voninahitra sy dera ho Anao
Andriamanitra Tompo, Tompon’ny Tompo


Haleloia mihirà sy mifalia
Tonga ho anao ilay Kristy
Mpamonjy be fitia mpanavotra
Koa mihobia haleloia


Refrain :
Fa mpanjaka ny mpanjaka Ianao…


Bridge:
Jesoa mpamonjy anay
Ilay zanakin’ny Ray
Fenoy Anao izahay
Aza mahafoy anay , very izahay
Raha tsy anilanao


·