HALELOIA DERAO JESOA
ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA
HALELOIA DERAO JESOA
Haleloia derao Jesoa
Manandrata feo hidera
Fa fo mifaly no haseho
Ho an’i Jesoa Mpanjaka
Andro lehibe tokoa
Velona indray Jesoa
Fasana tsy natana
Jesoa fanantenana
Andro lehibe tokoa
Velona indray Jesoa
Fasana tsy natana
Jesoa fanantenana
Haleloia derao Jesoa
Manandrata feo hidera
Fa fo mifaly no haseho
Ho an’i Jesoa Mpanjaka
Andro fihobiana
No hankalazaina izao
Indro Jesoa velona
Ho anao mandrakizay
Andro fihobiana
No hankalazaina izao
Indro Jesoa velona
Ho anao mandrakizay
Haleloia derao Jesoa
Manandrata feo hidera
Fa fo mifaly no haseho
Ho an’i Jesoa Mpanjaka
Haleloia derao Jesoa
Manandrata feo hidera
Fa fo mifaly no haseho
Ho an’i Jesoa Mpanjaka
Jean Fils RAKOTOMALALA