Haleloia 2

Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala

Haleloia 2


Efa renao ve ’lay antso iray milaza hoe fa Izy Irery
Toy lay ora iray nilanao Azy hoy Izy hoe Izaho Irery
Jesoa miantso ireo very
Manolotra ny famonjeny


Aleloia, dera ho an’ilay nahary
Aleloia, ahy Ianao, hanala jaly
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia, aleloia
Ho ahy, ahy Ianao


Na alahelo aza, no hiafarako, ao Aminao, f’Ianao Irery
Na ho lava ho fohy, ny fiainako amnao Irery ny hazakazako
Jesoa miantso ireo very
Manolotra ny famonjeny


Aleloia, dera ho an’ilay nahary
Aleloia, ahy Ianao, hanala jaly
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia, aleloia


Raha mandalo haizina sy ady
Dia tsy hiodina na hiondrika
Hatoky Anao Aho, hisaotra Anao aho
F’na mamely azy irony sampy na mangeja toa hahafaty
Hatoky Anao aho, hisaotra Anao aho
Hihira hoe :
Aleloia, dera ho an’ilay nahary
Aleloia, ahy Ianao, hanala jaly
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe


Aleloia, dera ho an’ilay nahary
Aleloia, ahy Ianao, hanala jaly
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia, aleloia
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia aleloia
Ho ahy, ahy Ianao


·